Saro-piaro be amin'ity zanany
lahy [Pepe] tokana ny Rain'i Pepe! Tsy mba avelany
mifampikasokasoka @ zazavavy i Pepe fa bedy foana raha
vao mitady hivilivily lalana! - Indray andro
izay nefa tonga tao an-trano i Pepe - Pepe: An an an! Izaho mbola tsy afaka mipetraka! :-) |
Mpandefa: Radanz
Daty: 22 Mars 1996
![]() ![]() ![]() |
||
![]() ![]() |
Mpikarakara ny pejy: Benoit Fils Razafimbahoaka