Miverena
Miverena
  Vary be menaka   Manaraka
Manaraka

    Nahatsiarovako ny famonjena "vary be menaka" tany ambanivohitray ity Sarobabay iray ity. Fanao manko ny mitondra fotsimbary kely miaraka amin'ny vola asorona ka dia ampiasainy hasiana izay vary tsy lany na ny fanampim-bary mety ho azo (matetika maro ny famadihana vonjena ka tsy lany daholo ilay vary be menaka e!). Tsy miverina maina noho izany ilay haron-kely rehefa mody any an-trano. 

Toa hafa kely kosa ny fampiharan'ny OloMandrosoMananKajantsika izany fomba eny ambanivohitra izany! Ary toa efa lasa fanao mihintsy hono e! 

 

Mpandefa:        Jean-Francois Rasaminjanahary 
Daty:                 06 Mars 1997

 

Miverena
Miverena
      Manaraka
Manaraka

  Miverena any amin'ny pejin'ny hatsikana Miverena any amin'ny tranon'i Benoit Fandefasana hatsikana vaovao  
Boky fanaovan-tsonia Fandefasana taratasy aty amiko

Mpikarakara ny pejy: Benoit Fils Razafimbahoaka

1