Miverena
Miverena
  Electricien   Manaraka
Manaraka

    Niantso an-taroby ny electricien-ny ity Madama iray:

-Madama: F'inona no nahazo anao? Niangavy anao aho omaly mba ho avy hanamboatra ny sonnerie-ko:-((( 

-Electricien: Ie, dia tonga aho! 
 
-Madama: Akombony ny vava rangahy ty fa omaly tontolon'ny andro aho tsy nivoaka tato an-trano na dia iray segondra aza a! Niandry vasoka anao tato fotsiny aho! :-(((

-Electricien: Tena tonga tany aminao aho! Tena marina e! Mba fahotana mahafaty! Dimy minitra be izao aho ni-sonner, ka nony tsy nisy namoha dia nihevitra aho fa tsy nisy olona angamba ka lasa aho nandeha nody. 

 

Mpandefa:        Benoit Fils Razafimbahoaka
Daty:                20 May 1996

 

Miverena
Miverena
      Manaraka
Manaraka

  Miverena any amin'ny pejin'ny hatsikana Miverena any amin'ny tranon'i Benoit Fandefasana hatsikana vaovao  
Boky fanaovan-tsonia Fandefasana taratasy aty amiko

      Mpikarakara ny pejy: Benoit Fils Razafimbahoaka 

1