Miverena
Miverena
  Nicotine   Manaraka
Manaraka

    Bandy kely efatra no nifanena. Samy mpifoka sigara ny rain'izy efadahy ireto. Dia mbola velona ihany ankanindry aloka hoe iza no mahery raha hifoka sigara. 

-Hoy ilay voalohany: Baininay tena dadany raha hifoka sOrA fa raha 
                     misintona indray mandeha izy ny setroka avoakany 
                     any @ orona.

-Hoy ilay faharoa:   Baininay no tena dadany raha hifoka sOrA fa raha 
                     misintona indray mandeha izy ny setroka avoakany 
                     any @ sofina.
                    
-Hoy ilay fahatelo:  Baininay tena dadany raha hifoka sOrA fa raha 
                     misintona indray mandeha izy ny setroka avoakany 
                     any @ maso.

-Hoy ilay fahefatra: Baininay no tena dadany raha hifoka sOrA fa
                     isaky ny misintona izy ny setroka avy dia
                     avoakany any @ vody ary raha mangetotra izy
                     avy eo ny slipiny  mbola misy fofona nicotine! 

 

Mpandefa:        Benoit Fils Razafimbahoaka
Daty:                27 May 1996

 

Miverena
Miverena
      Manaraka
Manaraka

  Miverena any amin'ny pejin'ny hatsikana Miverena any amin'ny tranon'i Benoit Fandefasana hatsikana vaovao  
Boky fanaovan-tsonia Fandefasana taratasy aty amiko

   Mpikarakara ny pejy: Benoit Fils Razafimbahoaka   

1