Miverena
Miverena
  I'm sorry!   Manaraka
Manaraka

    Nisy fihaonan'ny filoham-pirenena rehetra mpikambana ao amin'ny ONU hono tany Geneve. Tara nefa vao tonga ireto presidents telo lahy, dia tsy iza izany fa i Bill Clinton sy i Boris Eltsine ary i Helmut Kohl. 

I Helmut Kohl moa HONO toa tsy mahay anglisy! 

Dia niara-tonga Ary izy telo lahy, ka araka ny fitsipika mifehy dia tsy maintsy miala tsiny amin'ny mpiandry varavarana izay tara rehetra. Ka dia nilahatra Ary izy 3 mitsamy ka i Bill no voalohany, manaraka i Borisy ary farany i Helmut. 

Ka hoy i Bill teo am-pidirana (sady mandray tanana ilay mpiandry varavarana io): I'M SORRY! 

Dia nanaraka i Borisy, ka hoy izy: I'M SORRY TOO! 

Ary i Helmut no nikozy farany ary nanao hoe: I'M SORRY THREE! 

p.s. Io dia blague avy tany amina mpianatra Gasy any amin'ny Rainiboto avy ao Berlin raha nanao vacance d'ete taty Prague roa taona lasa izay. 

 

Mpandefa:        Benoit Fils Razafimbahoaka
Daty:                 15 Mars 1996
 

 

Miverena
Miverena
      Manaraka
Manaraka

  Miverena any amin'ny pejin'ny hatsikana Miverena any amin'ny tranon'i Benoit Fandefasana hatsikana vaovao  
Boky fanaovan-tsonia Fandefasana taratasy aty amiko

Mpikarakara ny pejy: Benoit Fils Razafimbahoaka

1