Miverena
Miverena
  Gandhi   Manaraka
Manaraka

    Nisy hono lehilahy iray, nianatra ho mpisolo-vava tany AFRIK'ATSIMO ary raha vita fianarana dia niasa kely tao. Vahiny tao Afrik'atsimo ranamana kanefa na izany aza dia nafana fon' ny fitiava-Tanindrazana toa an-tsika Malagasy aty am-pita ankehitriny. 

    Nahita ny fijaliana sy ny fahoriana tany amin'ilay Tany NIAVIANY (fa tsy ataoko hoe Tanindrazana toa ny filazantsika Malagasy) ilay lehilahy dia nanapa-kevitra hody ary hitolona hanampy ireo vahoaka, dia indro izy nitodo-doha lasa namonjy an'i INDE. GANDHI no anarany. 

    Soa fianatse hoy ny Betsileo, ary 'zay mahasA MANARA hoy ny Jomak'Ampama (Hazo midoroboka) 

 

Mpandefa:        Shalom Rakotonirina (Besorongola) 
Daty:                22 Nov 1996

 

Miverena
Miverena
      Manaraka
Manaraka

  Miverena any amin'ny pejin'ny hatsikana Miverena any amin'ny tranon'i Benoit Fandefasana hatsikana vaovao  
Boky fanaovan-tsonia Fandefasana taratasy aty amiko

Mpikarakara ny pejy: Benoit Fils Razafimbahoaka

1