Miverena
Miverena
  Dadany   Manaraka
Manaraka

    Hoy i Koto : 
-Mama, ianao moa teraka tany Mahajanga o ?  
-Eny anaka. 
-Ary i Papa moa teraka tany Toliara o ?  
-Eny anaka. 
-Ary izaho moa teraka teto Tana o ?  
-Eny anaka. 
    Lasa saina kely lery, dia hoy izy : 
-Ary dadany izany nifanenantsika telo izany ka ! 

... 

PS: tsy maintsy hisy hanao indray hoe: efa fantatray 
    ny blagin'ialahy e! 
    Dia hoy aho hoe : tsy raharahan'i Emmanuel e! 

 

Mpandefa:        Alain Ratsimbazafy
Daty:                22 Nov 1996

 

Miverena
Miverena
      Manaraka
Manaraka

  Miverena any amin'ny pejin'ny hatsikana Miverena any amin'ny tranon'i Benoit Fandefasana hatsikana vaovao  
Boky fanaovan-tsonia Fandefasana taratasy aty amiko

Mpikarakara ny pejy: Benoit Fils Razafimbahoaka

1