Miverena
Miverena
  Anaran-jaza   Manaraka
Manaraka

    Tantara tena marina. 

    Tany Japana (Japon) no nitrangan'ity tantara mahatsikaiky ity. Efa ela no naniry hanan-janaka ity lehilahy iray. Ela ny ela ka teraka zazalahy ny vadin-dralehilahy. Ny loza nefa dia nataony hoe DEVOLY (diable) ny anaran'ity zanany. 

    Notorian'ny olona tany @ fitsarana ny lehilahy. Nilaza Ary ny tany @ fitsarana fa tsy maintsy ovaina ny anaran'ny zaza. 

    Novain-dralehilahy ary ity anaran-janany ka lasa nataony hoe ANDRIAMANITRA (Dieu). 

 

Mpandefa:        Benoit Fils Razafimbahoaka
Daty:                29 Jul 1996

 

Miverena
Miverena
      Manaraka
Manaraka

  Miverena any amin'ny pejin'ny hatsikana Miverena any amin'ny tranon'i Benoit Fandefasana hatsikana vaovao  
Boky fanaovan-tsonia Fandefasana taratasy aty amiko

      Mpikarakara ny pejy: Benoit Fils Razafimbahoaka 

1