Miverena
Miverena
  Tsy nifanena    Manaraka
Manaraka

    Tao @ biraona radoko no niseho ny tantara.  

Ramadama:-manao ahoana ianao radoko. 

Radoko:  -tsara fa misaotra, ka inona hono ny vaovao? Mipetrapetraha, ary ahoana 
          no azoko hanampina anao?  

Ramadama:-ka vao manomboka izy izany radoko dia tsy mifanena!  

Radoko:  -????ny inona moa izany?  

Ramadama:-ka ny hanalana no nahatongavako eto koa.

 

Mpandefa:        Herlyne Ramihantaniarivo 
Daty:                05 Apr 1996

 

Miverena
Miverena
      Manaraka
Manaraka

  Miverena any amin'ny pejin'ny hatsikana Miverena any amin'ny tranon'i Benoit Fandefasana hatsikana vaovao  
Boky fanaovan-tsonia Fandefasana taratasy aty amiko

      Mpikarakara ny pejy: Benoit Fils Razafimbahoaka 

1