Miverena
Miverena
  Labiera   Manaraka
Manaraka

    Rangitra ity mpitraina iray tao amin'ny bara ka hoy izy nivazavaza avy teny am-pitoerana: 

-Garcon! Tsy rariny mihitsy izao lEgOnnA! Efa imbalo aho izay no 
nikomandy bebeksa iray taminao :-(

-Oadray! Azafady indrindra Razokiny be, hoy ilay Garcon.

Lasa haingana ilay Garcon nankeny @ bara sady nikiakiaka mafy hoe:

-Labiera valo! Valo e!

 

Mpandefa:        Benoit Fils Razafimbahoaka
Daty:                10 Jun 1996

 

Miverena
Miverena
      Manaraka
Manaraka

  Miverena any amin'ny pejin'ny hatsikana Miverena any amin'ny tranon'i Benoit Fandefasana hatsikana vaovao  
Boky fanaovan-tsonia Fandefasana taratasy aty amiko

      Mpikarakara ny pejy: Benoit Fils Razafimbahoaka 

1