Ikaladala(1)  

    Ity dia fifandrangitana fanaon'ny amerikana fa adikako @ teny gasy. Ho an'ny mpahalala dia 'le *Yo momma-series* 'le izy, f'ovaiko hoe Fiainan'IKALADALA (1).  

1.1 - Matavy be IKALADALA, ka rehefa milanja izy dia  
      hoy ny filanjana:  *tsy mandanja kisoa zahay*  

1.2 - Matavy be IKALADALA, ka tsy mahatakatra ny posy  
      aorianany.  

1.3 - Maimbo masiso IKALADALA, ka rahefa mitsilay eny  
      amoron-dranomasina dia tadiavin'ny saka totofana  
      fasika.  

1.4 - Maintibe IKALADALA, ka rehefa mihinanana sokolA  
      izy dia tsy maintsy manao fono-tanana fotsy sao  
      mantsy voakaikiny mbakan'ny tanany. 

 

Mpandefa:        Haja Razafitrimo 
Daty:                 15 Mars 1996

 

Miverena
Miverena
      Manaraka
Manaraka

  Miverena any amin'ny pejin'ny hatsikana Miverena any amin'ny tranon'i Benoit Fandefasana hatsikana vaovao  
Boky fanaovan-tsonia Fandefasana taratasy aty amiko

Mpikarakara ny pejy: Benoit Fils Razafimbahoaka

1