Miverena
Miverena
  Mpanotra   Manaraka
Manaraka

    Ny tsy anambadiko mpanotra, hoy ity Madama izay efa in-dimy nisaram-panambadiana, raha atambatra vidina lafo. Ny tena vizana ka mba mila otra, nefa zavatra hafa no voasafosafo, ka vao mainka miampy trotraka ny havizanana, ka io no tena tsy laitra! 

 

Mpandefa:        Sylvain Razafimandimbison
Daty:                30 Nov 1996

 

Miverena
Miverena
      Manaraka
Manaraka

  Miverena any amin'ny pejin'ny hatsikana Miverena any amin'ny tranon'i Benoit Fandefasana hatsikana vaovao  
Boky fanaovan-tsonia Fandefasana taratasy aty amiko

Mpikarakara ny pejy: Benoit Fils Razafimbahoaka

1